| Teny iditra | mihamalefaka (malefaka (lefaka)) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| Ohatra | Avy aiza no nampita ilay mba nofinofinao / Izay namonto, no injao / Mihamalefaka ao am-po, mihamalefaka ao an-tsaina, / Toa rano nafanaina?
[1.278] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|