| Teny iditra |
mihambo
(hambo)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Milaza tena ho manana zavatra tsy ananana: Aza mihambo ny fahaizana tsy anananao Mihambo harena izy Miseho ho zavatra hafa noho ny tena: Mihambo ho Dokotera Rangahy iny [1.1]
|
| | To boast, to brag, to vaunt, to pretend to have a right to something. [1.2]
|
| | To pretend to be something; to pretend to have rights to something [1.7]
|
| | Se faire passer de certaines choses [1.8]
|
| Ohatra | Misy mihambo ho manan-karena, nefa tsy manana na inona na inona;
[2.996]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mihambo |
| Ny lasa : |
nihambo |
| Ny hoavy : |
hihambo |
| Filaza mandidy : |
mihamboa |
|
|