| Teny iditra |
mihandrona
(handrona)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mijanona tsy mivoaka fa mitoby fotsiny, monina: Mihandrona eto an-tokotany ny rano Mipetraka tsy miteraka, tsy mitombo: Loza fa vola dimy alina ny ahy no mihandrona amin' ity raharaha ity Matoritory, tsy maty tsy velona: Mihandrona ny varotra amin' izao fotoana izao [1.1]
|
| | To be stagnant, to be motionless [1.7]
|
| | être stagnant, rester là longtemps [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mihandrona |
| Ny lasa : |
nihandrona |
| Ny hoavy : |
hihandrona |
| Filaza mandidy : |
mihandròna |
|
|
| Teny iditra |
mihandròna
(handrona)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihandrona
|
| | [1.1]
|
|