| Teny iditra | mihanjaka (hanjaka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Tsy mitafy na miakanjo hanafina ny vatana, miboridana Jereo mitanjaka [1.1] | |||||||
| Ohatra | Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy, tany mihanjaka ny ao anatiny, ary ny varavarana, hazo boboka, raha donina mafimafy dia mihintsana.
[2.472] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|