| Teny iditra | mitanjaka (tanjaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miseho vatana tsy misy manarona, tsy mitafy:
"Fa ny mafy taminy indrindra dia ny tenany nitanjaka teo imason' ny olona maro teo" [1.1] | |||||||||
| To be naked [1.7] | |||||||||
| être nu; nu [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|