|
|
|
|

Teny iditra mihantona (hantona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mikiraviravy, mikirazorazo: Mihantona ao an-dalantsara ny tehiko fa alaovy
Mijanona tsy misy, mitsahatra: Efa hateloana izay no nihantona ny orana
Miato, mianina: Mihantona ny raharaha [1.1]
 To be hung up, to hang up. [1.2]
 To hang [1.7]
 être suspendu [1.8]
Ohatra 
1Nony inona, mody namaky gazety sy nizaha sary vitsivitsy nihantona tsy lavitra eo izy. [2.470]
2Noraisiko ny basy nihantona teny amin' ny rindrina, dia nivoaka ny trano aho, fa tsy namaly. [2.471]
3Teo an-kavian' ny varavarambeny raha hiditra, sahala amin' ny nihantona ny tanany. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihantona
Ny lasa : nihantona
Ny hoavy : hihantona
Filaza mandidy : mihantòna

Teny iditra mihantòna (hantona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihantona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/21