|
|
|
|

Teny iditra miharana (harana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Tambahoaka] [ miharaña ] Mitady [1.78]
  [Bezanozano] Mitady [1.78]
  [Tanala] [ miharaña ] Mikatsaka, mitady, mikaroka [1.78]
 Mitady: Miharana ady [1.1]
  [Provincial] To seek, to search [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miharana
Ny lasa : niharana
Ny hoavy : hiharana
Filaza mandidy : mihana

Teny iditra miharàna (harana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miharana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20