| Teny iditra |
miharatsy
(ratsy)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [1.1]
|
| | Devenir mauvais, aller de mal en pis [1.3]
|
| Ohatra |
| 1 | ary tsy hitanay izay varotra miharatsy;
[2.366]
|
| 2 | Miharatsy ny andro, ary mihamahery ny onja.
[2.471]
|
| 3 | Ny fivotrovotron'ny temimaso dia otrikaretina maharitra izay miharatsy miadana.
[2.424]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
miharatsy |
| Ny lasa : |
niharatsy |
| Ny hoavy : |
hiharatsy |
|
|