|
|
|
|

Teny iditra mihasina (hasina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Maka fahasoavana, hery, fahefana: Tany Ambohimanga ny mpanjakan' Imerina no nihasina fahizay [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihasina
Ny lasa : nihasina
Ny hoavy : hihasina

Teny iditra mihasina (hasina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miolana, mikivilivily [1.1]
 Twisted. [1.2]
 être tordu, bercé [1.3]
Ohatra Rongony madinika mihasina avokoa ny lamba rehetra namefy ny kianja; [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihasina
Ny lasa : nihasina
Ny hoavy : hihasina

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/19