| Teny iditra | mihatsy (hatsy) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: miantso ~ mihantsy | |
| Ohatra | Ny tsaontsaom-bava, dia atahorana ao an-tananany, ary ny tsy mihevitra kosa, mihatsy fankahalana azy amin'ny resany.
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|