| Teny iditra |
mihavana
(havana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manam-pifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Manjary mihavana isika izao satria manambady ny zokiko ianao Mifankatia, mifanaraka: Efa mihavana izahay izao fa niserana fotsiny ilay fifanolanana tao [1.1]
|
| | To be in a state of friendship with, to be on friendly terms with, to show friendship towards. [1.2]
|
| | To be friends [1.7]
|
| | être parents [1.54]
|
| | Avoir de bonnes relations [1.8]
|
| Ohatra | Tsotra ihany raha te hihavana amiko:
[2.472]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mihavana |
| Ny lasa : |
nihavana |
| Ny hoavy : |
hihavana |
| Filaza mandidy : |
mihavàna |
|
|
| Teny iditra |
mihavàna
(havana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihavana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|