|
|
|
|

Teny iditra mihaza (haza)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandeha mitady, misambotra, manjono, misaka, miremby, mitoha: Lasa nihaza akanga ry zareo ~ Nihaza orana izahay nefa tsy nahazo na iray aza [1.1]
 To hunt, to chase. [1.2]
 To go hunting; to search for [1.7]
 Aller à la chasse [1.8]
Ohatra ireny no mpiara-mihaza amiko na mpiara-manjono rahefa tonga ny tonon-taona fanaovana izany. [2.471]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihaza
Ny lasa : nihaza
Ny hoavy : hihaza
Filaza mandidy : mihazà

Teny iditra mihazà (haza)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihaza [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20