| Teny iditra | mihenahena (henahena (hena)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandà amim-pikiribibiana: Mihenahena Isambilo rehefa irahina Mangina tsy miteny, tsy mamaly: Nahoana ianao no mihenahena nefa anontanian' olona? Mitaredretra, milasilasy ela: Nahoana no nihenahena tany an-tsena ialahy Mikiribiby amin' ny heviny: Ianao koa, Rangahy, dia mihenahena amin' izay roanjato ariary izay [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mihenahenà (henahena (hena)) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihenahena | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|