|
|
|
|

Teny iditra mihilana (hilana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miraika kely, mirona, mitongilana fa tsy mahitsy fijoro: Mihilana ity tongo-davarangana ity izany
Mirona fa tsy mitovy lanja: Mihilana mankaty ny mizana [1.1]
Ohatra Mihilana ny masoandro. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihilana
Ny lasa : nihilana
Ny hoavy : hihilana
Filaza mandidy : mihina

Teny iditra mihilàna (hilana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihilana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20