| Teny iditra |
mihitsoka
(hitsoka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Latsaka amin' ny toerana iray ka tsy afa-miala: Nihitsoka tao an-davaka ny fiaranay Mijanona tsy miasa: Mihitsoka amin' ity raharaha ity ny volako [1.1]
|
| | être enfoncé, être embourbé, engagé dans, échouer, s’enfoncer, se couler dans ses entreprises, ne pas réussir [1.3]
|
| Ohatra |
| 1 | Mihitsoka hoatra ny otomobilina lany lasantsy.
[1.437]
|
| 2 | Vokatr'izany rehetra izany, mihitsoka ny toekarena, tsy mivoatra.
[2.606]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mihitsoka |
| Ny lasa : |
nihitsoka |
| Ny hoavy : |
hihitsoka |
| Filaza mandidy : |
mihitsoha |
|
|