| Teny iditra | hitsoka | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Tsy fahafahana miala fa mihizina ao anelanelana na ao anatin' ny zavatra [1.1] | ||
| Teny iditra | hitsoka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Lalana tery sady lava any ambanin'ny tany [1.13] | ||
| Galerie [1.13] | ||
| Teny iditra | hitsoka (tsoka) | |
| Sokajin-teny | ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mitsoka | |
| [1.1] | ||
| [1.3] | ||
| Ohatra | Ireo mpisorona zanak' i Aarona, no hitsoka ny trompetra;
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22 |
|