|
|
|
|

Teny iditra mihizina (hizina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Feno hipoka, tsy ahazoana mikofoka: Mihizina ny trano azon' ny vahoaka
Mihitsoka, milentika: Mihizina ao amin' ny hidin-trano ny fanalahidy
Mihidy, mihiboka: Mihizina ao an-trano ao izy
Mijanona ela, milentika: Nahoana no nihizina tany an-tsena tany ialahy?
Mihenahena, mitokona [1.1]
 To be crowded, full [1.7]
 être bondé [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihizina
Ny lasa : nihizina
Ny hoavy : hihizina
Filaza mandidy : mihizìna

Teny iditra mihizìna (hizina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihizina [Fitanisana]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20