| Teny iditra | mihoakoaka (hoakoaka (hoaka)) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa Miezaka mafy miantso olona na mihira: Faly ny mihoakoaka fotsiny ireto fa tsy mahay mihira akory [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | mihoaka | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|