| Teny iditra | mihoaka (hoaka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa Miezaka mafy miantso olona na mihira: Faly ny mihoakoaka fotsiny ireto fa tsy mahay mihira akory [1.1] | |||||||
| Faire des efforts pour vomir [1.54] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | mihoakoaka | ||||||
| Mpanahaka | dimpoana ~ fenofeno ~ maivivy ~ maloiloy ~ manamonaina ~ masinaty ~ misalebolebo ~ misalembona ~ misalobona ~ misolebileby ~ salontsolonina ~ salosonina ~ ta-handoa | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|