| Teny iditra |
mihodidina
(hodidina)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Voahodidina, voafefy: Mihodidin-tamboho ny tokotaninay Mandeha manapitra ny sakany sy ny lavany: Nihodidina ny farihy izahay Tsirairay: Lafoko enimpolo mihodidina ny akoho nentiko teny an-tsena [1.1]
|
| | To go all the way around; to be encircled [1.7]
|
| | Faire le tour de; être encerclé [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mihodidina |
| Ny lasa : |
nihodidina |
| Ny hoavy : |
hihodidina |
| Filaza mandidy : |
mihodidìna |
|
|
| Teny iditra |
mihodidìna
(hodidina)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihodidina
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|