| Teny iditra | mihoha (hoha) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miantso vonjy, manaitra Miantsoantso maneso sy manebaka ho fanabantiana: Izay rehetra nifanena taminy dia nihoha azy hoe: Oainy re Ihofakondry! (Rainitovo) [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mihohà (hoha) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihoha | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|