|
|
|
|

Teny iditra mihohona (hohona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamihin-tena ka atao eo ambony vavafo ny tanana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihohona
Ny lasa : nihohona
Ny hoavy : hihohona
Filaza mandidy : mihohòna

Teny iditra mihohòna (hohona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihohona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20