| Teny iditra |
mihombo
(hombo)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mikambana amin' ny alalan' ny hombo, miraikitramafy: Varavarana mihombo amin' ny dity fotsiny Mifantsika amin' ny asa: Mihombo amin' ny fianarany ity zazalahy ity Mikiribiby amin' ny...: Mihombo amin' ny heviny Rabe [1.1]
|
| | To be nailed fast [1.7]
|
| | être cloué [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mihombo |
| Ny lasa : |
nihombo |
| Ny hoavy : |
hihombo |
| Filaza mandidy : |
mihomboa |
|
|
| Teny iditra |
mihombo
(tombo)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mihamafy (enti-milaza aretina): Nihombo ny aretiny hatramin' ny omaly [1.1]
|
| | Mihombo ny aretina (The sickness is getting worse) [1.7]
|
| | Mihombo ny aretina (La maladie s'aggrave) [1.8]
|
| Tovy hevitra | |
|