| Teny iditra |
manombo
(hombo)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mamantsika, mihazona na mitana mafy: Nanombo an' i Kristy tamin' ny hazo fijaliana ny Jody Mandentika olona amin' ny teny nataony ihany: Nanombo ahy tamin' ny teniko ihany i dada [1.1]
|
| | To fasten with nails or spikes [1.7]
|
| | Attacher avec des chevilles ou des clous [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manombo |
| Ny lasa : |
nanombo |
| Ny hoavy : |
hanombo |
| Filaza mandidy : |
manomboa |
|
|
| Teny iditra |
manombo
(tombo)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | ( mihombo no fampiasa matetika kokoa): Mihamafy (enti-milaza aretina): Nanombo ny aretiny hatramin' ny omaly
[1.1]
|
| Tovy hevitra | |
|
| Teny iditra |
manombo
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Bara]
Mitombo [1.78]
|
| | [Taisaka]
Manitatra, mihalehibe [1.78]
|
| | [Tanosy]
Mampitombo, manitatra [1.78]
|
|
| Teny iditra |
Manombo
|
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany)
|
| | Fleuve de la région du nord-ouest de la sous-préfecture de Tuléar ...
Il reçoit sur sa rive droite l'Adranojaza [1.11]
|
| Voambolana |
|