| Teny iditra |
mihoninkonina
(honinkonina)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Sahirana, lany andro amin' ny zavatra madinidinika: Mihoninkonina ela loatra ny vehivavy rehefa hiovaka ny trano Manao zavatra amim-pidrahodrahoana; tsy mailaka: Mihoninkonim-pamindra Rabe [1.1]
|
| | S’embarrasser, agir maladroitement, se remuer avec gêne:
Aza mihoninkonina ela loatra ao an-trano (Ne vous attardez pas dans la maison pour un tas de petites choses)
~ Mihoninkonim-pamindra izy (Il marche lourdement) [1.3]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mihoninkonina |
| Ny lasa : |
nihoninkonina |
| Ny hoavy : |
hihoninkonina |
| Filaza mandidy : |
mihoninkonèna |
|
|