| Teny iditra |
mihontsana
(hontsana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Voadio tamin' ny rano natopatopa tao anatiny: Efa nihontsana ve ity barika ity Mihetsika, mikobana: Mihontsina ny kibo raha tahiny ka avy misotro rano no mihazakazaka [1.1]
|
| | To be rinsed by shaking; to quiver from shaking [1.7]
|
| | Qu'on rince en secouant: Mihontsam-bava (Se rincer la bouche) [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mihontsana |
| Ny lasa : |
nihontsana |
| Ny hoavy : |
hihontsana |
| Filaza mandidy : |
mihontsàna |
|
|
| Teny iditra |
mihontsàna
(hontsana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihontsana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|