|
|
|
|

Teny iditra mihorohoro (horohoro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mangovitra, mihovitrovitra: Mihorohoro mihitsy ny trano rehefa mikotroka ny varatra
Matahotra, mitebitebin-tahotra: Mihorohoro ny vahoaka fa toa hipoaka, hono, ny ady [1.1]
 To tremble, to shudder [1.7]
 Trembler, frémir [1.8]
Ohatra Mihorohoro dia mihorohoro ny tany; [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihorohoro
Ny lasa : nihorohoro
Ny hoavy : hihorohoro
Filaza mandidy : mihorohoroa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20