| Teny iditra | mihosotra (hosotra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manisy zavatra ahosotra (menaka, loko...) ny tena: Mihosotra menaka isaky ny hanao tolona Ralida [1.1] | |||||||||
| To be smeared, to be anointed; to be painted [1.7] | |||||||||
| être barbouillé, oint; être peint [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Mihosotra diloilo vaovao aho.
[2.996] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|