| Teny iditra | mijaingy (jaingy) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mandeha mirepirepy sy toa miahotrahotra, mandeha amin' ny famindra madinidinika nefa toa mangozohozo, mitongilana toa hianjera, marary: Nijaingy tahaka ny akoho voakapoka izy niala avy tao Mamindra toa mitsipitsipika: Lasa nijaingy ny anao lahy nony voatonona ny anarany [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | mijaingijaingy | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|