|
|
|
|

Teny iditra mijifajifa (jifajifa (jifa))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mipelipelika, mijefijefy [1.1]
 To be restless, to fidget [1.7]
 être remuant [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mijifajifa
Ny lasa : nijifajifa
Ny hoavy : hijifajifa
Filaza mandidy : mijifajifà

Teny iditra mijifajifà (jifajifa (jifa))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijifajifa [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20