|
|
|
|

Teny iditra mijilajila (jilajila (jila))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mipelipelika, mijejojejo, manao fihetsika sy fandehan' olona jejo, langa [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mijilajila
Ny lasa : nijilajila
Ny hoavy : hijilajila
Filaza mandidy : mijilajilà

Teny iditra mijilajilà (jilajila (jila))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijilajila [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/24