|
|
|
|

Teny iditra mijinja (jinja)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Bara] Mandringana [1.78]
 Manapaka amin' ny antsim-bary: Efa mijinja vary ny olona amin' izao faran' ny Avrily izao
Manapaka: Lasa nijinja fary Rakoto
Mandringana, mandripaka: Mijinja ny olona rehetra Rafahafatesana, na mahantra na mpanankarena
Mioty mandray vokatra: Samy hijinja ny nafafiny ny olona rehetra [1.1]
 To reap, to cut down [1.7]
 Moissonner, faucher [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mijinja
Ny lasa : nijinja
Ny hoavy : hijinja
Filaza mandidy : mijinjà

Teny iditra mijinjà (jinja)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijinja [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20