| Teny iditra |
mijokojoko
(jokojoko (joko))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mandeha somary miondrikondrika, mivokobokoka, noho ny hamenarana na ny tahotra na fikendrena hanaitra, hanampoka olona; miondrikondrika mitily [1.1]
|
| Ohatra | Mitikitikim-pandeha rambon'osy /
mijokojoko fandeha rambon'ondry /
raha mitady kototanin-tarehy hianao /
mankanesa ao amin-dRamangamalefaka /
sady ary fomba no ary toetra /
sady manitra no mamerovero
[2.131]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mijokojoko |
| Ny lasa : |
nijokojoko |
| Ny hoavy : |
hijokojoko |
|
|