| Teny iditra |
mijoro
(joro)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mitsangana mahitsy tsara: Aza mijoro eo am-baravarana eo fotsiny ianao Miorina: Efa mijoro izao ny fikambanan' ny mpampiasa fiarakaretsaka [1.1]
|
| Ohatra |
| 1 | Nahoana hianao no dia mijoro?
[2.69]
|
| 2 | ny tamboho sisa no mijoro ao.
[2.470]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mijoro |
| Ny lasa : |
nijoro |
| Ny hoavy : |
hijoro |
| Filaza mandidy : |
mijoroa |
|
|
| Teny iditra |
mijoro
(joro)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Sihanaka]
Mivavaka, mitsodrano [1.78]
|
| | Mivavaka [1.1]
|
|
| Teny iditra |
mijoro
(joro)
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Debout [1.13]
|
|