|
|
|
|

Teny iditra mikabedy (kabedy (bedy))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miteny lava mananatra na manakiana: Mikabedy lava koa Ramatoa io [1.1]
 Parler sans cesse, gourmander sans cesse [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikabedy
Ny lasa : nikabedy
Ny hoavy : hikabedy
Filaza mandidy : mikabedesa, mikabede

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/04