| Teny iditra |
mikaika
(kaika)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mitoloko, mitaraina [1.1]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mikaika |
| Ny lasa : |
nikaika |
| Ny hoavy : |
hikaika |
|
|
| Teny iditra |
mikaika
(kaika)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Tanala]
Miantso: Tsy olon-kikaika ka tsy voron-kañono (tsy misy olona hiantso ka tsy misy vorona haneno) [1.78]
|
| | Miantso: Aoka ianao hikaika mafy raha te ho reny [1.1]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mikaika |
| Ny lasa : |
nikaika |
| Ny hoavy : |
hikaika |
| Filaza mandidy : |
mikaiha |
|
| Tovy hevitra | |
|