|
|
|
|

Teny iditra mikajy (kajy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Sihanaka] Mitahiry [1.78]
 Mitandrina, mikaly, mikolokolo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikajy
Ny lasa : nikajy
Ny hoavy : hikajy
Filaza mandidy : mikajia

Teny iditra mikajy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao asa marika [1.13]
 Calculer [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20