|
|
|
|

Teny iditra kajy
Sokajin-teny anarana
 Tandrina, kolokolo, kaly [1.1]
 Attention, soin, vigilance pour exécuter, pour conserver [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra kajy
Sokajin-teny anarana
 Anarana nomena vao haingana ny marika sy ny asa-marika fa tsy mahalaza kosa ny matematika [1.1]
 Calcul [1.13, 1.5]

Teny iditra kajy
Sokajin-teny anarana
  [Bezanozano] Tahiry [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29