| Teny iditra | mikaka (kaka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| [Tanala] Misokatra, midanadana, midananaka, mivoha be [1.78] | |||||||
| Misy kakany: Efa mikaka ny latabatra ka tsy mihilangilana intsony. (fiteny somary baranahiny) Manome fanontaniana sarotra loatra amin' ny fanadinana ka manao izay tsy hahafahan' ilay adinina: Mikaka mpianatra [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|