| Teny iditra | mikarakara | ||||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
| [Bezanozano] misaritaka [1.78] | |||||||||
| Teny iditra | mikarakara (karakara) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mitandrina, manao izay hahasoa fatratra sy manokana: Mikarakara tokoa ny vadiny Ramatoa iny Miahy, miraharaha: Tsy natao hikarakara ny baolina aho Manamboatra, manomana: Efa misy mikarakara ve ny sakafon' ny vahiny Mifehy, mitondra, manapaka: Iza no mikarakara ity faritany ity? [1.1] | |||||||||
| To take care of, to look after [1.7] | |||||||||
| Prendre soin de; se charger de [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Ny toe-pahasalaman' ny toby dia ny mpimasy no mikarakara azy.
[2.472] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mikarakarà (karakara) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikarakara | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|