| Teny iditra | mikarama (karama) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mitady vola amin' ny alalan' ny asa: Be ny mikarama amin' izao andro izao Miasa ho an' olona ka mahazo vola amin' izany: Mikarama amin-dRakoto izy [1.1] | |||||||||
| To work for wages [1.7] | |||||||||
| être salarié [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mikaramà (karama) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikarama | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|