| Teny iditra | mikarapoka (karapoka (kapoka)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mianjera na lavo tampoka: Fanina izy ka niankarapoka tamin' ny tany [1.1] | |||||||||
| Ohatra | Na dia lavo aza izy, tsy dia mikarapoka, fa Jehovah no mitantana azy.
[2.996] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tsipelina hafa | miankarapoka | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|