|
|
|
|

Teny iditra mikasa (kasa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mihevitra mialoha, manampo: Mikasa handeha aho rahampitso
Manapa-kevitra; maniry mafy: Mikasa tsy hivarotra intsony aho fa maty antoka foana [1.1]
 To intend, to resolve [1.7]
 Avoir l'intention de, se proposer [1.3, 1.8]
 Projeter, former la résolution: Nikasa handeha aho, nefa nijanona (J’avais l’intention de partir, cependant je suis resté) ~ Mikasa tsy hanao izany intsony aho (Je forme la résolution de ne plus faire cela) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikasa
Ny lasa : nikasa
Ny hoavy : hikasa
Filaza mandidy : mikasà

Teny iditra mikasà (kasa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikasa [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22