| Teny iditra | mikatona (katona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mirindrina: Tsy mikatona tsara ny varavarankely Miady: Mikatona tsara ny rafitr' ity latabatra ity Mivory: Hihatona ny lehibe rahampitso [1.1] | |||||||||
| To be closed (of a door) [1.7] | |||||||||
| être fermé, comme une porte [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mikatòna (katona) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikatona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|