|
|
|
|

Teny iditra mikatso (katso)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Ratsy vava; mitati-teny, mitati-bolana hampisaraka ny mpifankatia [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikatso
Ny lasa : nikatso
Ny hoavy : hikatso

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14