|
|
|
|

Teny iditra katso
Sokajin-teny mpamaritra
  [Tambahoaka] volomparasy (loko) [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila Ny Loko

Teny iditra katso
Sokajin-teny mpamaritra
 Marani-doha
Mpitati-teny, mpitati-bolana hampisaraka ny fihavanana [1.1]
 Having a sharp point or head [1.2]
 Pointu; qui a la langue délié, méchante; rapporteur, semeur de discorde [1.3]
Sampanteny 
Tovy hevitra katsokatso

Teny iditra katso
Sokajin-teny anarana
 Action de bloquer, d'empêcher [1.5]
Sampanteny 

Teny iditra katso
Sokajin-teny anarana
  [Tankarana] Nom d'une plante à caoutchouc. [1.19]
Voambolana 

Teny iditra katso
Sokajin-teny anarana
  [Bara] (de katso : qui sème la discorde ; les écorces amères sont à employées à préparer des boissons alcooliques). Hazunta modesta (Baker) Pichon (Apocynaceae). [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Hazunta modesta

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28