| Teny iditra | mikaviavia (kaviavia (haviavia (havia))) | ||||
| Sokajin-teny | matoanteny na mpamaritra | ||||
| Tsy kingakinga, mivozavoza: Mpiasa mikaviavia Tsy mifankahay, tsy mifankahazo: Asa fa mikaviavia amiko ny rahalahinao ankehitriny [1.1] | |||||
| To seek to do something unseemly [1.2] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|