|
|
|
|

Teny iditra mikiaka (kiaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao feo taitra mikarantsana mafy: Nikiaka tohana ilay feo dia tsy heno intsony [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikiaka
Ny lasa : nikiaka
Ny hoavy : hikiaka
Filaza mandidy : mikiaha

Teny iditra mikiaka (kiaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Misoritra, misy kiaka: Mikiaka ity fitaratra ity ka tsy tiako fa itsy no hovidiko [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikiaka
Ny lasa : nikiaka
Ny hoavy : hikiaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14