|
|
|
|

Teny iditra mikidondona (kidondona (dona))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Maneno toy ny feon-javatra hoboka aty [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikidondona
Ny lasa : nikidondona
Ny hoavy : hikidondona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20