|
|
|
|

Teny iditra mikintona (kintona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Midongy, malonilony, sosotsosotra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikintona
Ny lasa : nikintona
Ny hoavy : hikintona
Filaza mandidy : mikintòna

Teny iditra mikintòna (kintona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikintona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20